Josoa 14:15 MG1865

15 Ary tanànan'Arba no anaran'i Hebrona taloha; ilay lehilahy vaventy tamin'ny Anakita izany Arba izany. Dia nandry ny tany ka tsy nisy ady intsony.

Vakio ny toko manontolo Josoa 14

Jereo Josoa 14:15 amin'ny teny manodidina.