Josoa 15:1 MG1865

1 Ary izao no anjaran'ny firenena taranak'i Joda tamin'ny filokana araka ny fokony: hatramin'ny fari-tanin'i Edoma dia ny efitra Zina atsimo, izay faran'ny faritany atsimo.

Vakio ny toko manontolo Josoa 15

Jereo Josoa 15:1 amin'ny teny manodidina.