Josoa 15:4 MG1865

4 dia nandroso hatrany Azmona ka nahazo ny lohasahan-driak'i Egypta, ary dia nihatra tamin'ny ranomasina; izany no ho fari-taninareo atsimo.

Vakio ny toko manontolo Josoa 15

Jereo Josoa 15:4 amin'ny teny manodidina.