Josoa 15:5 MG1865

5 Ary ny fari-tany atsinanana dia ny Ranomasin-tsira hatramin'ny faran'i Jordana. Ary ny fari-taniny tamin'ny lafiny avaratra dia hatramin'ny helo-drano eo amin'ny faran'i Jordana,

Vakio ny toko manontolo Josoa 15

Jereo Josoa 15:5 amin'ny teny manodidina.