Josoa 18:16 MG1865

16 dia nidina hatramin'ny faran'ny tendrombohitra, izay tandrifin'ny lohasahan'ny taranak'i Hinoma, eo amin'ny Lohasahan'ny Refaita eo avaratra, ka nidina hatramin'ny lohasahan'i Hinoma, hatramin'ny ilany atsimon'ny Jebosita, ka nidina hatrany En-rogela,

Vakio ny toko manontolo Josoa 18

Jereo Josoa 18:16 amin'ny teny manodidina.