Josoa 18:17 MG1865

17 dia nizotra avy any avaratra ka nandroso hatrany En-semesy sy Gelilota, izay tandrifin'ny fiakarana Adomima, ka nidina hatramin'ny vaton'i Bohana, zanak'i Robena,

Vakio ny toko manontolo Josoa 18

Jereo Josoa 18:17 amin'ny teny manodidina.