20 Ary Jordana no fari-taniny atsinanana. Izany no lovan'ny taranak'i Benjamina amin'ny fari-taniny manodidina araka ny fokony.
21 Ary ny tanànan'ny firenena taranak'i Benjamina araka ny fokony dia Jeriko sy Beti-hogla ary ny lohasahan'i Keziza
22 sy Bet-arabà sy Zemaraima sy Betela
23 sy Avima sy Para sy Ofra
24 sy Kefara-hamony sy Ofny sy Geba: tanàna roa ambin'ny folo sy ny zana-bohiny;
25 sy Gibeona sy Rama sy Berota
26 sy Mizpa sy Kefira sy Moza