Josoa 18:28 MG1865

28 sy Zela sy Elefa sy ny Jebosita (Jerosalema izany) sy Gibea sy Kiriata: tanàna efatra ambin'ny folo sy ny zana-bohiny. Izany no lovan'ny taranak'i Benjamina araka ny fokony.

Vakio ny toko manontolo Josoa 18

Jereo Josoa 18:28 amin'ny teny manodidina.