Josoa 19:1 MG1865

1 Ary ny loka faharoa dia azon'i Simeona, dia ny firenena taranak'i Simeona isam-pokony; ary ny lovany dia tao anatin'ny lovan'ny taranak'i Joda.

Vakio ny toko manontolo Josoa 19

Jereo Josoa 19:1 amin'ny teny manodidina.