Josoa 18:8 MG1865

8 Dia niainga ireo lehilahy ireo ka nandeha; ary Josoa nandidy izay nandeha hanoratra ny tany ka nanao hoe: Mandehana nitety ny tany, ka soraty izy, dia miverena atỳ amiko, ka eto Silo no hanaovako filokana ho anareo eo anatrehan'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Josoa 18

Jereo Josoa 18:8 amin'ny teny manodidina.