Josoa 18:9 MG1865

9 Dia lasa ireo lehilahy ireo ka nandeha nitety ny tany, dia nanoratra azy tamin'ny taratasy, ka nataony fito toko, araka ny tanàna, ary dia tafaverina tany amin'i Josoa tao an-toby tao Silo izy.

Vakio ny toko manontolo Josoa 18

Jereo Josoa 18:9 amin'ny teny manodidina.