Josoa 18:10 MG1865

10 Ary Josoa dia nanao filokana ho azy tao Silo teo anatrehan'i Jehovah; ary tao no nizaran'i Josoa ny tany ho an'ny Zanak'Isiraely araka ny fizarany.

Vakio ny toko manontolo Josoa 18

Jereo Josoa 18:10 amin'ny teny manodidina.