Josoa 18:11 MG1865

11 Dia nahazo ny loka ny firenena taranak'i Benjamina isam-pokony; ary ny faritry ny tany azony dia teo anelanelan'ny taranak'i Joda sy ny taranak'i Josefa.

Vakio ny toko manontolo Josoa 18

Jereo Josoa 18:11 amin'ny teny manodidina.