Josoa 2:11 MG1865

11 Koa nony efa renay izany, dia ketraka ny fonay, ka very hevitra avokoa izahay noho ny aminareo; fa Jehovah Andriamanitrareo, Izy no Andriamanitra any amin'ny lanitra ambony sy etỳ amin'ny tany ambany.

Vakio ny toko manontolo Josoa 2

Jereo Josoa 2:11 amin'ny teny manodidina.