12 Koa ankehitriny, masìna ianareo, mba ianiano amin'i Jehovah aho fa araka ny namindrako fo taminareo no mba hamindranareo fo amin'ny ankohonan'ny raiko kosa, ka omeo famantarana mahatoky aho
Vakio ny toko manontolo Josoa 2
Jereo Josoa 2:12 amin'ny teny manodidina.