Josoa 22:12 MG1865

12 Ary nony ren'ny Zanak'Isiraely izany, dia niangona tao Silo ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, mba hiakatra hiady aminy.

Vakio ny toko manontolo Josoa 22

Jereo Josoa 22:12 amin'ny teny manodidina.