Josoa 22:11 MG1865

11 Ary ny Zanak'Isiraely nahare hoe: Indreo, ny taranak'i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen'i Manase efa nanorina alitara an-tsisin'ny tany Kanana, eo amoron'i Jordana, anatin'ny tanin'ny Zanak'Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Josoa 22

Jereo Josoa 22:11 amin'ny teny manodidina.