Josoa 22:10 MG1865

10 Ary raha tonga teo amoron'i Jordana eo amin'ny tany Kanana ny taranak'i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen'i Manase, dia nanorina alitara teo izy, ary lehibe ny fijery izany alitara izany.

Vakio ny toko manontolo Josoa 22

Jereo Josoa 22:10 amin'ny teny manodidina.