Josoa 22:9 MG1865

9 Dia nody ny taranak'i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen'i Manase ka nandao ny Zanak'Isiraely tao Silo, izay ao amin'ny tany Kanana, hankany amin'ny tany Gileada ho any amin'ny zara-taniny, izay azony araka ny tenin'i Jehovah nasainy nolazain'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Josoa 22

Jereo Josoa 22:9 amin'ny teny manodidina.