Josoa 22:15 MG1865

15 Dia tonga tany amin'ny taranak'i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen'i Manase tany amin'ny tany Gileada ireo ka niteny taminy hoe:

Vakio ny toko manontolo Josoa 22

Jereo Josoa 22:15 amin'ny teny manodidina.