Josoa 22:16 MG1865

16 Izao no lazain'ny fiangonan'i Jehovah rehetra: Inona izato fahotana nataonareo amin'Andriamanitry ny Isiraely, no niala tamin'ny fanarahana an'i Jehovah ianareo androany tamin'ny nanorenanareo alitara ka miodina amin i Jehovah ankehitriny?

Vakio ny toko manontolo Josoa 22

Jereo Josoa 22:16 amin'ny teny manodidina.