Josoa 22:17 MG1865

17 Zavatra kely loatra amintsika va ilay heloka ny amin'i Peora, izay tsy mbola nahadiovantsika ny tenantsika ho afaka amin'izany mandraka androany na dia efa nisy aza ilay areti-mandringana tamin'ny fiangonan'i Jehovah,

Vakio ny toko manontolo Josoa 22

Jereo Josoa 22:17 amin'ny teny manodidina.