Josoa 22:33 MG1865

33 Ary sitraky ny zanak'Isiraely izany, dia nisaotra an'Andriamanitra ny Zanak'Isiraely ka tsy nihevitra hiakatra hiady aminy intsony handrava ny tany izay nonenan'ny taranak'i Robena sy Gada.

Vakio ny toko manontolo Josoa 22

Jereo Josoa 22:33 amin'ny teny manodidina.