Josoa 22:34 MG1865

34 Dia nasian'ny taranak'i Robena sy Gada anarana hoe Edy ilay alitara fa vavolombelona ho amintsika roa tonta io fa Jehovah no Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo Josoa 22

Jereo Josoa 22:34 amin'ny teny manodidina.