Josoa 23:4 MG1865

4 Indreo, efa voazarako ho lovan'ny firenenareo tamin'ny filokana ireo firenena sisa ireo, hatrany Jordana, mbamin'ny firenena rehetra izay nofongorako, ka hatramin'ny Ranomasina Lehibe andrefana.

Vakio ny toko manontolo Josoa 23

Jereo Josoa 23:4 amin'ny teny manodidina.