Josoa 23:5 MG1865

5 Ary Jehovah Andriamanitrareo, Izy no handroaka ireny eo anoloanareo, dia hampiala azy eo anoloanareo; ary handova ny taniny ianareo araka izay nolazain'i Jehovah Andriamanitrareo taminareo.

Vakio ny toko manontolo Josoa 23

Jereo Josoa 23:5 amin'ny teny manodidina.