Josoa 24:1 MG1865

1 Ary Josoa nanangona ny firenen'ny Isiraely rehetra tany Sekema ka niantso ny loholon'ny Isiraely sy ny lehibeny sy ny mpitsara azy ary ny mpifehy azy, ka dia niara-niseho teo anatrehan'Andriamanitra izy ireo.

Vakio ny toko manontolo Josoa 24

Jereo Josoa 24:1 amin'ny teny manodidina.