Josoa 24:2 MG1865

2 Ary hoy Josoa tamin'ny vahoaka rehetra: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Tany an-dafin'ny Ony no nonenan'ny razanareo tany aloha. dia Tera, rain'i Abrahama sy Nahora; ary nanompo andriamani-kafa izy.

Vakio ny toko manontolo Josoa 24

Jereo Josoa 24:2 amin'ny teny manodidina.