Josoa 24:3 MG1865

3 Dia naka an'i Abrahama razanareo avy tany an-dafin'ny Ony Aho ka nitondra azy nitety ny tany Kanana rehetra, dia nahamaro ny taranany ka nanome an'Isaka ho zanany.

Vakio ny toko manontolo Josoa 24

Jereo Josoa 24:3 amin'ny teny manodidina.