Josoa 24:4 MG1865

4 Ary Isaka koa dia nomeko an'i Jakoba sy Esao ho zanany; ary nomeko ho lovan'i Esao ny tendrombohitra Seira; fa Jakoba sy ny taranany kosa nankany Egypta.

Vakio ny toko manontolo Josoa 24

Jereo Josoa 24:4 amin'ny teny manodidina.