Josoa 24:5 MG1865

5 Dia naniraka an'i Mosesy sy Arona Aho ka namely an'i Egypta, araka izay nataoko teo aminy; ary rehefa afaka izany, dia nitondra anareo nivoaka Aho.

Vakio ny toko manontolo Josoa 24

Jereo Josoa 24:5 amin'ny teny manodidina.