Josoa 24:18 MG1865

18 Ary Jehovah nandroaka ny firenena rehetra teo anoloantsika, dia ny Amorita izay nonina teto amin'ny tany; koa izahay koa dia mba hanompo an'i Jehovah, fa Izy no Andriamanitsika.

Vakio ny toko manontolo Josoa 24

Jereo Josoa 24:18 amin'ny teny manodidina.