Josoa 24:19 MG1865

19 Ary hoy Josoa tamin'ny vahoaka: Tsy mahay manompo an'i Jehovah ianareo; fa Andriamanitra masina Izy, Andriamanitra saro-piaro Izy ka tsy hamela ny fahadisoanareo sy ny fahotanareo.

Vakio ny toko manontolo Josoa 24

Jereo Josoa 24:19 amin'ny teny manodidina.