Josoa 24:7 MG1865

7 Dia nitaraina tamin'i Jehovah izy, ka nasiany maizina teo anelanelanareo sy ny Egyptiana,sady nakatony taminy ny ranomasina ka naony azy, ary ny masonareo nahita izay nataoko tany Egypta; ary nitoetra ela tany efitra ianareo.

Vakio ny toko manontolo Josoa 24

Jereo Josoa 24:7 amin'ny teny manodidina.