Josoa 24:8 MG1865

8 Ary nentiko ho any amin'ny tanin'ny Amorita, izay nonina tany an-dafin'i Jordana ianareo; dia niady taminareo ireo; ary nanolotra azy teo an-tananareo Aho, mba handovanareo ny taniny, ary nandringana azy teo anoloanareo Aho.

Vakio ny toko manontolo Josoa 24

Jereo Josoa 24:8 amin'ny teny manodidina.