Josoa 3:17 MG1865

17 Ary ny mpisorona izay nitondra ny fiaran'ny faneken'i Jehovah dia nijoro tsara tamin'ny tany maina teo afovoan'i Jordana, ary ny Isiraely rehetra nandeha tamin'ny tany maina mandra-pahatafitan'izy rehetra an'i Jordana.

Vakio ny toko manontolo Josoa 3

Jereo Josoa 3:17 amin'ny teny manodidina.