Josoa 3:3 MG1865

3 ka nandidy ny olona hoe: Rehefa hitanareo ny fiaran'ny faneken'i Jehovah Andriamanitrareo ary ny Levita mpisorona mitondra azy, dia mialà amin'izay itoeranareo, ka manaraha azy

Vakio ny toko manontolo Josoa 3

Jereo Josoa 3:3 amin'ny teny manodidina.