Josoa 3:4 MG1865

4 (kanefa asio elanelany, tokony ho roa arivo hakiho, aminareo sy izy, fa aza manakaiky azy), mba ho fantatrareo ny lalana izay mety halehanareo; fa tsy mbola nalehanareo akory izao lalana izao.

Vakio ny toko manontolo Josoa 3

Jereo Josoa 3:4 amin'ny teny manodidina.