7 Ary hoy Jehovah tamin'i Josoa: Anio no hanandratako anao eo imason'ny Isiraely rehetra, hahafantarany fa tahaka ny nombako an'i Mosesy no hombako anao koa.
Vakio ny toko manontolo Josoa 3
Jereo Josoa 3:7 amin'ny teny manodidina.