Josoa 3:8 MG1865

8 Ary mandidia ny mpisorona izay mitondra ny fiaran'ny fanekena, ka ataovy hoe: Rehefa mihatra amin'ny moron'i Jordana ianareo, dia mijanòna eo Jordana ihany.

Vakio ny toko manontolo Josoa 3

Jereo Josoa 3:8 amin'ny teny manodidina.