Josoa 5:9 MG1865

9 Dia hoy Jehovah tamin'i Josoa: Androany no nanakodiavako ny fandatsan'i Egypta ho afaka aminareo. Ary ny anaran'izany tany izany dia nataony hoe Gilgala mandraka androany.

Vakio ny toko manontolo Josoa 5

Jereo Josoa 5:9 amin'ny teny manodidina.