Josoa 5:10 MG1865

10 Ary ny Zanak'Isiraely nitoby tany Gilgala ka nitandrina ny Paska tamin'ny harivan'ny andro fahefatra ambin'ny folo tamin'ny volana, teo amin'ny tani-hay any Jeriko.

Vakio ny toko manontolo Josoa 5

Jereo Josoa 5:10 amin'ny teny manodidina.