Josoa 6:4 MG1865

4 Ary asio mpisorona fito mitondra anjomara fito mafy faneno eo alohan'ny fiara; ary amin'ny andro fahafito dia hodidino impito ny tanàna, ary aoka ny mpisorona hitsoka ny anjomara.

Vakio ny toko manontolo Josoa 6

Jereo Josoa 6:4 amin'ny teny manodidina.