Josoa 6:5 MG1865

5 Ary raha manao feo lavareny ny anjomara mafy faneno, ka renareo ny feon'ny anjomara, dia hanakora mafy ny vahoaka rehetra; ka dia hirodana amin'izay ny màndan'ny tanàna, ary hiakatra samy hizotra amin'izay hitsiny avy ny olona.

Vakio ny toko manontolo Josoa 6

Jereo Josoa 6:5 amin'ny teny manodidina.