Josoa 7:18 MG1865

18 dia nampanatona ny ankohonany araka ny olona tsirairay izy; dia Akana, zanak'i Karmy, zanak'i Zabdy zanak'i Zera, avy tamin'ny firenen'i Joda, no notanana.

Vakio ny toko manontolo Josoa 7

Jereo Josoa 7:18 amin'ny teny manodidina.