Josoa 7:19 MG1865

19 Dia hoy Josoa tamin'i Akana: Anaka, masìna ianao, omeo voninahitra Jehovah Andriamanitry ny Isiraely, ka mitsora aminy; ary lazao amiko ankehitriny izay nataonao; aza afeninao ahy izany.

Vakio ny toko manontolo Josoa 7

Jereo Josoa 7:19 amin'ny teny manodidina.