Josoa 7:20 MG1865

20 Ary Akana namaly an'i Josoa ka nanao hoe; Eny tokoa, izaho no nanota tamin'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely. ary izao ka izao no nataoko:

Vakio ny toko manontolo Josoa 7

Jereo Josoa 7:20 amin'ny teny manodidina.