Josoa 8:3 MG1865

3 Dia niainga Josoa sy ny mpanafika rehetra hiakatra any Ay, ary nifidy lehilahy mahery telo alina Josoa ka nandefa ireo tamin'ny alina.

Vakio ny toko manontolo Josoa 8

Jereo Josoa 8:3 amin'ny teny manodidina.