Josoa 8:2 MG1865

2 Dia tahaka ny nataonao tamin'i Jeriko sy ny mpanjakany no hataonao koa amin'i Ay sy sy mpanjakany; nefa ny fananana rehetra sy ny biby fiompy ao dia halainareo ho babo ho anareo ihany; asio otrika eo ankoatry ny tanàna.

Vakio ny toko manontolo Josoa 8

Jereo Josoa 8:2 amin'ny teny manodidina.