Josoa 8:1 MG1865

1 Dia hoy Jehovah tamin'i Josoa: Aza matahotra na mivadi-po ianao, ento miaraka aminao ny vahoaka rehetra mpanafika, ka miaingà, iakaro Ay; indro, efa natolotro eo an-tananao ny mpanjakan'i Ay mbamin'ny vahoakany sy ny tanànany ary ny taniny.

Vakio ny toko manontolo Josoa 8

Jereo Josoa 8:1 amin'ny teny manodidina.